Teny iditra irina (iry)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tadiavina' ho azo: Irin' ny olona rehetra ny ho tratra antitra sambatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be desired [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on désire [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : irina, iriko, irinao, iriny, irintsika, irinay, irinareo, irin', irin-, irim-, iri-
Ny lasa : nirina, niriko, nirinao, niriny, nirintsika, nirinay, nirinareo, nirin', nirin-, nirim-, niri-
Ny hoavy : hirina, hiriko, hirinao, hiriny, hirintsika, hirinay, hirinareo, hirin', hirin-, hirim-, hiri-
Filaza mandidy : irio
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra irina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Bande d'étoffe, planche, etc. [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11