Teny iditra ivy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsiranorano teraka ho azy ao anaty vava ka mahamora ny fitsakoana ny hanina sy ny fitelemana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Saliva [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Salive [1.8, 1.13]
 Bave [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Mpanahaka  rora
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24