Teny iditra | jeometria | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Antokon-tsiansa ianarana mandinika momba ny erana sy ny karazan-tsary amam-bikan-javatra eo anivon' io erana io [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Geometry [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Géométrie [1.8, 1.13] | ||
Voambolana | Mathematika: (amin' ny ankapobeny) ~ Matematika: rafitsary | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: géométrie. | ||
Mpanahaka | rafitsary | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |