Teny iditra jiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hasosotsosorana, halonilony, havitsianteny
Mitovy hevitra: fijahidy ~ fijomòka [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra jinijiny

Teny iditra jiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Fanahy mahery sy masiaka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31