Teny iditra jioga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo efajoro mitohy amin' ny tanantsarety izay ampidirana ny lohan' ny omby ka anerena azy hitarika ny sarety
Fahefana manery: Tao ambany jiogan' ny vahiny ny firenentsika nandritra ny enimpolo taona mahery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An ox-yoke [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Joug [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: joug.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31