Teny iditra |
jofo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Sihanaka]
Vovoka [1.78]
|
| Fisavoanana, fitambolimbolenan' ny rivotra na ny setroka miakatra, fisosososoana, fahasahiana misosososo amin' ny zavatra misy loza [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de s'élever, de tourbillonner, de se répandre, de se précipiter, comme la fumée, la poussière, d'aller avec hardiesse, sans crainte, comme les soldats à l'attaque, comme des voyageurs hardis [1.3]
|
| Poussière [1.13]
|
Ohatra |
1 | Ny jofo dia vovoka asavoanan' ny rivotra na ny tadio.
[2.643]
|
2 | Hataon' i Jehovah vovoka sy jofo ny ranonorana amin' ny taninao;
[2.996]
|
3 | Tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona.
[2.472]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
vovoka |
|
Teny iditra |
jofo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Sens général (d'après Malzac) : action de s'élever en tourbillonnant, de se répandre, comme la poussière et les poudres légères. Ce nom s'applique au pollen très abondant de Conifères introduits ( pinus etc.), de
Podocarpus madagascariensis Baker (Podocarpaceae) endémique, etc.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Podocarpus madagascariensis |
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|