Teny iditra jongy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zaitra na vikavika amin' ny sisin-damba, dify [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ourlet [1.19, 1.13]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra jongy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mangina vitsy teny sady tsy tia miray amin' olona [1.1]
Voambolana 

Teny iditra jongy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Simba, levona [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31