Teny iditra kambontsinay
Singan-teny kambo ; tsinay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay [1.1]
Ohatra Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay. [2.424]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11