Teny iditra | kankana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra) [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A worm [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Ver [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fahasalamana ~ Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||
Sampanteny |
| ||||
Tovy hevitra | hankana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-biby |
| ||||
Mpanahaka | sakoitra ~ viky | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kankana io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: kankana ao amin' ny Baiboly | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |