Teny iditra | kaporaly | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kaporaly-sefo amboniny sy ny miaramila kilasy voalohany; mitovy laharana amin' ny quartier-maître faharoa amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A corporal [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Caporal [1.8] | ||
Voambolana | Miaramila | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: caporal. | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |