Teny iditra kary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza olona fetsifetsy koa: Nofaohin' ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A thief [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se disait des gens madrés [2.415]
 Voleur [1.8]
Kamban-teny 
Anaram-biby 

Teny iditra kary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Saka dia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A wild cat [1.7]
 See this article on the web: where Madagascar’s mysterious ‘forest’ cats came from [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Chat sauvage [1.54, 2.415, 1.8, 4.22]
  Felis lybica ocreata [4.22]
Anarana siantifika Felis lybica ocreata
Ohatra dia nanontany ny kary ny alika hoe: [2.69]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19