Teny iditra |
keo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Morceau de boeuf (peau) rôti à la hâte. [1.19]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
keo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Fahavoazana noho ny ratsy natao [1.78]
|
|
Teny iditra |
keo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Tofoka, maty fo [1.78]
|
| [Tanala]
Leo, tofoka: tsy mba leon-javatra: tsy ba keon-draha adala, ondrakondranina [1.78]
|
|
Teny iditra |
keo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Loza [1.78]
|
|
Teny iditra |
keo
(keky)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana keky
|
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly]
[1.78]
|
|