Teny iditra kiady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
Aro: Ianao no kiadinay eto antanàna.
Mitovy hevitra: avara-pianarana ~ endrika ~ felatana-mangaika ny rantsana ~ kintana telonohorefy ~ kitro ifaharana ~ olomanga ~ rehareha ~ sanga ~ tabiha ~ tatamo ravaky ny farihy ~ tolà-miadidy ~ trafo lelafin-ko mandina ~ trafo nasondrotry ny nofo ~ varavara-miandraikitra ~ varivary andrian' ny tafo ~ vato nasondrotry ny tany ~ voara endriky ny saha ~ voninahitra ~ vovonana iadian' ny lohany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pole with a tuft of grass used to mark property rights [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit [1.8]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 
Sary 

Teny iditra kiady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily [1.7]
Fanazavàna teny frantsay éclaireur (laic); cf. skoto, tily [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29