Teny iditra kitrokely
Singan-teny kitro ; kely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay taolana mivohitra miranirany eo anelanelan' ny ranjo sy ny tongotra; ny kitrokely dia karazana kambon' ny tendron' ireo taolan-dranjo anankiroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cheville [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08