Teny iditra kivalavala (valavala)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be vazivazy, be vosobosotra somary tsy mendrika, olona tsy ampoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Said or done in jest; showing disrespect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fait ou dit par plaisanterie [1.3, 1.8]
 Qui aime à plaisanter, à rire [1.3]
 Peu respectueux [1.8]
Ohatra 
1Indraindray misy kivalavala ka nanontany hoe : Lahy sa vavy izao zanakao Raparitra? [2.285]
2Ianao mpitana an-dRamasobe sampin-dRavololona sampy malaza, hoy ilay anankiray kivalavala izay [2.588]
Voambolana 

Teny iditra kivalavala (vala)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fefifefy amaritana tanàna na voly [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petit parc, petit entourage [1.3]

Teny iditra kivalavala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anja-by lavalava fanaovana tefy madinidinika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Fer réduit en tringle et devant servir à forger de petits objets [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16