Teny iditra komonisma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitantanan-karena mifototra amin' ny sosialisma, saingy manan-tombo aminy noho ireto zavatra telo loha ireto: fanafoanana ny fananan-javatra an' ny tena samy irery, fandravonana ny harena amam-pananan' ny olona rehetra, ary fandavana ny fisian' Andriamanitra sy fitsipahana ny fivavahana, izay lazaina ho zava-mahadoroka ny olona tsy iheverany ny mahasoa azy etỳ an-tany [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: communisme.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31