Teny iditra kompà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovan' ny mpandrafitra sy ny mpianatra anaovana soritra boribory tonga lafatra; misy tongony roa ny kompà, ka ny iray, maranitra, mitsatoka eo amin' ny ivon' ny boribory tian-katao ary ny iray kosa azo ahodina manodidina ka mamaritra ilay boribory [1.1]
  fanjehy [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Tovy hevitra fanjehy ~ fanoritamparibolana
Ny fihaviany Frantsay: compas.

Teny iditra kompa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] ébréché ; brèche. (drôña, bàña, ròmpa). [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31