Teny iditra laisoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' anam-bazaha nampidirina teto; ny raviny, izay mitangorona mifanosontsosona ka tonga boribory nome-na ny anarana hoe bokondaisoa, no andrahoina miaraka amin' ny hena (alaindro raha amin' ny hen' omby ary ritina raha amin' ny henan-kisoa), somary sarodevonina anefa izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The cabbage. Introduced. Brassica oleracea, L. [1.2]
 A cabbage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chou [1.8]
  [Merina] (du français : « les choux ». Brassica oleracea L. (Brassicaceae). Le chou potager cultivé comme légume. On appelle la pomme de chou : bokondaisoa (voir bokony). Par extension ce nom est aussi donné au chou pommé, Brassica oleracea subsp. capitata (L.) Metzg et au chou de Milan, Brassica oleracea var. sabauda L. (Brassicaceae), toutes deux cultivées à Madagascar. [1.196]
Anarana siantifika Brassica oleracea, Brassica oleracea subsp. capitata, Brassica oleracea var. sabauda
Ohatra 
1Ny legioma maitso kely toy ny laisoa sy salady dia kely otrikaina. [2.424]
2Tonga ny mpanatsinjara avy amin' ny tsena an-tsisin-tanàna mividy ovy na laisoa ambongadiny. [2.4]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Ny fihaviany Frantsay: le chou.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08