Teny iditra lakaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny efitrano somary anatin' ny tany ambany indrindra
Ny fanambanin' ny sambo izay fitoeran' entana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The hold of a ship [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cale de navire [1.3]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: la cale.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04