Teny iditra | lamboala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Lambo dia [1.78] | |
[Tanala] Lambodia (kisoa monina sy mivelona any an'ala any): Mivadikadike ny lamboala laha mate ka ñy tsy mate mandika hentoña (mikodiadiamandositra) ny lambo voan-defona fa ny sisa tsy maty mirifatra [1.78] | ||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |