Teny iditra landy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay bibikely miomby, izany hoe mifono ao anaty tranony, ka iny tranony iny no folesina hatao kofehy tenomina ho lamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A silkworm [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ver à soie [1.8, 1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra landy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay kofehy tenomina na ny lamba malandilandy vita amin' ny tranon' ny landy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Silk [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Soie [1.8, 1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Habaka Fédération Sahalandy (http://www.sahalandy.org)

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05