Teny iditra | laviana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1] | ||||||
Voambolana | Haitoetrandro | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | avilana, ivalana, lavania, laviana, valiana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |