Teny iditra lefi-nono
Singan-teny lefitra ; nono
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Faritra amin' ny akanjom-behivavy izay mamintina ny tratra mitovy amin' ny akanjo boritanana, mba hanatsarana ny bika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Plis des robes, des corsets pour les seins [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27