Teny iditra lémurien
Sokajin-teny   anarana (lahy)
Dikanteny malagasy   Babakoto [Malzac 1893, Rajaonarimanana 1995]
   Sifaka [Rakotonaivo 1993, Rajaonarimanana 1995]
   Amboanala, simpona, endrina [Malzac 1893]
   Anarana iombonan' ny amboanala isan-karazany (varika, maky, ets.) [Sims 1969]
   Varika [Rakotonaivo 1993]
Dikanteny malagasy   Gidro [Rajaonarimanana 1995]
   ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, ankombavaliha, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitily, fitiliky, fotsifaka, fotsife, gidro, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kelybeohy, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, lemur, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, sadasada, setohy, siba, sifaka, sifakabilany, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidy, tsidiala, tsidihy, tsidy be, tsidy kely, tsinjoarivo, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, vangavanga, vary, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, variñena [Mittermeier: Lemurs]
Takelaka sy sary iray takila   Ny Gidro

Nohavaozina taminy 2014/09/18