Teny iditra | lietnà | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A lieutenant [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Lieutenant [1.8] | ||
Ohatra | Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy.
[2.356] | ||
Voambolana | Miaramila | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: lieutenant. | ||
Fivaditsoratra | antely, lietnà, telina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |