Teny iditra lioteinina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Prôzesterônina, hôrmôna amboarin'ny vondron-tsela vony mandritra ny fizarana faharoa amin'ny tsingerin'ny tranon-jaza [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Lutéine [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31