Teny iditra loza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao
Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena
Mitovy hevitra: angano ~ angano latsaka ~ antambo ~ fahonana ~ faisana ~ fohehatra ~ idiran' angano ~ idirandoza ~ iharan-doza ~ mahatsiravina ~ mahita angano ~ mamoa-tsampona ~ mamohehatra ~ mampidi-doza ~ mampiditra angano ~ sampona ~ sendra ny mangidy tsy telina ~ tambàna ~ tra-boina ~ tra-doza ~ voan' ny patsa iray tsy omby vava ~ voan' ny tain' akoho mahalavo ~ voina ~ zo [1.1]
 Voina mihatra tsy ampoizina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Calamity, danger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Calamité, danger [1.8]
 Accident [1.13]
Ohatra 
1Loza loatra re io vola io! [2.499]
2Ny olona aza no tena loza. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : loza, lozako, lozanao, lozany, lozantsika, lozanay, lozanareo, lozan', lozan-, lozam-
Tovonana : -doza, -dozako, -dozanao, -dozany, -dozantsika, -dozanay, -dozanareo, -dozan', -dozan-, -dozam-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Lohateny Raoly sy ny rendez-vous mampidi-doza (Ramaholimihaso Ulysse)
Ohabolana 

Teny iditra loza
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Masiaka [1.78]
 Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany
Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Angry, fierce, frightful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cruel, intraitable, dangeureux [1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra Loza
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [1.11]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12