Teny iditra |
mahampy
(ampy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Augmenter, aider ou pouvoir le faire, suffire [1.3]
|
Ohatra |
1 | Tsy mahampy ny karamanao aho (Je ne puis augmenter votre salaire)
[1.3]
|
2 | Tsy mpy ahy io vary io (Ce riz n'est pas suffisant pour moi)
[1.3]
|
3 | Tsy mahampy anao amin' izany raharaha izany aho (Je ne puis vous aider dans cette affaire)
[1.3]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mahampy,
mahampin',
mahampin-,
mahampim- |
Ny lasa : |
nahampy,
nahampin',
nahampin-,
nahampim- |
Ny hoavy : |
hahampy,
hahampin',
hahampin-,
hahampim- |
|
|
Teny iditra |
mahampy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
(du préfixe maha et
ampy : dans le sens de riche, bien pourvu donc « qui peut rendre riche »).
On en emploie les tiges pour faire des ouvrages de sparterie.
Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Lepironia mucronata |
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
mahampy,
mahampiko,
mahampinao,
mahampiny,
mahampintsika,
mahampinay,
mahampinareo,
mahampin',
mahampin-,
mahampim- |
|
|