Teny iditra |
main' ; main-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe may
|
Ohatra |
1 | Mety isy ny main-tany.
[2.445]
|
2 | Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao.
[2.117]
|
3 | nefa tsy ranonoram-baratra fananao ora-main-andro.
[2.324]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
may,
main',
main- |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
main
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | ankabiazany,
lohany
[1.32, 1.42]
|
Fanazavàna teny anglisy | fotony, ny ilaina indrindra; tsy misy manampy
[1.17]
|
|
Teny iditra |
main
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Ny ranomasin-dehibe (the high sea) Fantsona mitondra rano (pipe or duct carrying water) Taroby mitondra herim-baratra (circuit carrying electricity) [1.17]
|
|
Teny iditra |
main
|
Sokajin-teny | anarana (vavy)
|
Fanazavàna teny frantsay | tanana (une main)
[1.4, 1.8, 1.66]
|
|