Teny iditra maingoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A scorpion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Scorpion [1.3, 1.8]
Ohatra Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika. [2.588]
Voambolana 
Mpanahaka  hefy ~ mambambohitra
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30