Teny iditra mampirafy (rafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maka vady hala ho fanampin' ny vadin' ny tena efa eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To take or to have more than one wife. [1.2]
 To practice polygyny (of the man) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avoir plusieurs épouses; faire plusieurs choses à la fois [1.8]
Ohatra 
1Teo Zatovo mpanjaka mampirafy. [2.606]
2Ny mampirafy sy ny misao-bady no fanjakan-dehilahy. [2.346]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampirafy
Ny lasa : nampirafy
Ny hoavy : hampirafy
Filaza mandidy : mampirafèsa
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13