Teny iditra manakarainkona (karainkona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampivonkina na mampiketrona tampoka: Manakarainkona ny hozatra ny hatsiaka
Mitovy hevitra: mampikarainkona ~ mampionkina ~ mampivonkina ~ manakainkona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakarainkona
Ny lasa : nanakarainkona
Ny hoavy : hanakarainkona
Filaza mandidy : manakarainkòna

Teny iditra manakarainkòna (karainkona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarainkona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20