Teny iditra mananontanona (tanontanona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io
Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy
Mitovy hevitra: azo tsindry mandry ~ manaloka ~ manandindondindona ~ mandindona ~ mandondona ~ manindry ~ manombana ~ mitatao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mananontanona
Ny lasa : nananontanona
Ny hoavy : hananontanona
Filaza mandidy : mananontanòna

Teny iditra mananontanòna (tanontanona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mananontanona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20