Teny iditra manantena (antena (tena))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra
Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa
Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hope for, to expect. [1.2]
 To hope, to expect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Espérer, s'attendre à [1.8]
Ohatra 
1Koa manantena aho fa tsara tokoa. [2.366]
2Manantena ny tsy ho faty angaha ianareo! [2.606]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manantena
Ny lasa : nanantena
Ny hoavy : hanantena
Filaza mandidy : manante
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra manante (antena (tena))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manantena [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/08