Teny iditra manao ambozizy
Singan-teny manao ; ambozizy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra: mahery vaika ~ mahery vaitra ~ manao ambezatra ~ manao ambodihidy ~ manao ambohika ~ manao amboletra ~ manao amborivory ~ manao an' aina ~ manao an-keriny ~ manao anditra ~ manao andrezatra ~ manao anezaka ~ manao angidana ~ manao angovy ~ manao anjakanjaka ~ manao anjolofo ~ manao ankinjitra ~ manao anteninaina ~ manao lemozy ~ manao letrezana ~ manao terisetra ~ manao terivaimanta ~ manao teti-dromotra ~ manao torikisina ~ manao toton' omby bory ~ manao toton-dreniomby ~ mitratrevatreva ~ mivatravatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16