Teny iditra manaparasaka (parasaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaparitaka, manely; mampiseho miharihary tsy misy miafina [1.1]
 Mampisandrahaka ny tanam-pahazavana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To spill [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Diffracter [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaparasaka
Ny lasa : nanaparasaka
Ny hoavy : hanaparasaka
Filaza mandidy : manaparasaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20