Teny iditra manatsatsika (tsatsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitono hena amin' ny salazam-by na mivantana amin' izao eo ambony afo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire griller, brocher [1.13]
Ohatra Manatsatsika hena izy, ka dia voky [2.996]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsatsika
Ny lasa : nanatsatsika
Ny hoavy : hanatsatsika
Filaza mandidy : manatsatsiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20