Teny iditra mandany (lany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihinana: Mandany vary intelon' ny kapoaka isan' andro izy
Mandritra: Mandany vola betsaka ny fanaovan-trano ankehitriny
Manapitra: Handany ny volana Avrily any Toamasina izahay
Manary: Nandany ny androko ny fiandrasako anao.
Mitovy hevitra: mamafy katrana ~ manao tovolahy mahita fotsimbary ~ manely vory ~ miredareda ~ mirobaroba ~ mirodaroda ~ mitahiry an-karon-doa-body ~ mitobatoba ~ ny azo anio lany anio ~ tondraka anio mananjara ~ tsy mitsapa ny farany ~ tsy mitsapa ny lany ~ tsy mitsinjo vodiandro ho marika ~ tsy mitsitsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To spend, to consume; to agree; to be allowed to suckle at will, as a young calf [1.2]
 To use up, to consume [1.7]
Fanazavàna teny frantsay épuiser; consommer; agréer, approuver [1.8]
 Dépenser [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandany
Ny lasa : nandany
Ny hoavy : handany
Filaza mandidy : mandania
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25