Teny iditra mandilana (dilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy dilana na keoka kely eo afovoany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To make small in the middle [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Dégorger [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandilana
Ny lasa : nandilana
Ny hoavy : handilana
Filaza mandidy : mandilàna
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20