Teny iditra | mandrakariva | |
Singan-teny | mandraka ; hariva | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy tapaka: Mando mandrakariva ny trano tsy mivoha varavarankely [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Always [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Toujours, continuellement [1.3] | |
Toujours [1.8, 1.5] | ||
Ohatra | Ary nandeha nihaza, hono, izy roa lahy ka nahazo hiany mandrakariva.
[2.293] | |
Voambolana | Fotoana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandrakariva io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04 |