Teny iditra mandringa (ringa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly
(zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany
Mitovy hevitra: mihantsika ~ mikirimbana ~ mikolepaka ~ mikotringa ~ milepaka ~ mitolantsika ~ mitoletsika ~ mitolitsika ~ tolaka ila ~ tsapika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To limp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Boiter, clocher [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandringa
Ny lasa : nandringa
Ny hoavy : handringa
Filaza mandidy : mandringà
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra mandringà (ringa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandringa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20