Teny iditra mandroritra (roritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny
Manenjana: Mandroritra anja-koditra
Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany
Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany
Mitovy hevitra: manao sinto-mahery ~ mandrirotra ~ manenjana ~ manintona ~ mitarika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To pull and stretch out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tirailler; allonger en tirant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandroritra
Ny lasa : nandroritra
Ny hoavy : handroritra
Filaza mandidy : mandrorita

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20