Teny iditra maneso (eso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra
Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany
Mitovy hevitra: mamingavinga ~ mamizaviza ~ manabanty ~ manakora ~ manamavo ~ manambany ~ manao potsa-molotra ~ manaraby ~ manebaka ~ manesoeso ~ maniva ~ manivaiva ~ manizakizaka ~ manondro molotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To scorn, to mock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mépriser, se moquer de [1.8]
Ohatra ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [1.38]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maneso
Ny lasa : naneso
Ny hoavy : haneso
Filaza mandidy : manesoa
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05