Teny iditra | manetry tena | |
Singan-teny | manetry ; tena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To humble oneself [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | S'humilier, être humble [1.8] | |
Ohatra | Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.
[2.996] | |
Tovy hevitra | mietry tena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |