Teny iditra maninakinaka (hinakinaka (hinaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikapoka mafy dia mafy
Mitovy hevitra: mamangovango ~ mametsapetsa ~ manao kapotandrimo ~ manao vely kary ~ manao vely kitay ~ manavokavoka ~ mandabodaboka ~ mandarodaroka ~ manjezika ~ manontatonta [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maninakinaka
Ny lasa : naninakinaka
Ny hoavy : haninakinaka
Filaza mandidy : maninakinaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20