Teny iditra |
manindry
(tsindry)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manindry |
Ny lasa : |
nanindry |
Ny hoavy : |
hanindry |
Filaza mandidy : |
manindria |
|
|
Teny iditra |
mañindry
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano) [1.78]
|
|
Teny iditra |
manindry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Tandroy]
(de tsindry : pression).
Tina isaloensis Drake (Sapindaceae). Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Tina isaloensis |
Voambolana |
|