Teny iditra | mantsimpofona | |
Singan-teny | mantsina ; fofona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [1.1] | |
Anarana siantifika | Celtis discodoxylon | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Tovy hevitra | afiafy | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/13 |