Teny iditra | matoa | ||||
Singan-teny | ma ; toa | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Aîné [1.54] | ||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Teny iditra | matoa | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [1.1] | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny matoa io | ||||
Fivaditsoratra | amato, amota, atôma, maota, matoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27 |