Teny iditra menamaso
Singan-teny mena ; maso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-borona karazana papelika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Espèce de caille [1.3, 1.54]
Voambolana 
Tovy hevitra kibobo ~ papelika
Ohabolana 

Teny iditra mena-maso
Singan-teny mena- (menatra)
Sokajin-teny kambanteny
Ohabolana 

Teny iditra Menamaso
Singan-teny mena- (menatra)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy The name given to the councilors of the second Radama. [1.2]
Ohatra toy izany koa i Rainizanamanga i Menamaso. [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/30