Teny iditra miabily (abily)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao?
Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra
Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady
Mitovy hevitra: mamorery tena ~ mandrorom-bintana ~ maniva tena ~ mavoin-tena ~ miala-bara-tena ~ miandevo fanahy ~ mikororosy fahana ~ mivarina ~ tsy manome voninahi-tena ~ tsy misaingy hajan-tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be in a base condition. Almost obsolete. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miabily
Ny lasa : niabily
Ny hoavy : hiabily
Filaza mandidy : miabilia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20